Reo zany zahay refa natambatra avy amin'ny lé Ray ao ambony. Mitondra ny anarana RAKOTONAVALONA daolo ry zareo reo ka ny zandriny drindra dé Ranty Miotisoa, Mihary Nathan ary Halimanantena Joyé no zokiny Lila Francisca ary Hasina Manantena no reniny sy ny rainy.